|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 grefy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4greffe.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo.
[1.437]
|
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|