|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 governora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[goverinora]
4a governor of a town or province.
[1.2] [goverinora] 5a governor. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6gouverneur.
[1.3] [goverinora] 7gouverneur. [1.8] |
| Ohatra |
8 Tera-menan' ny hatezeran' ny governora.
[2.270#]
9 Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#] 10 Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#] |
| Voambolana | 11 Pôlitika |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|