|
|
|
|

Teny iditra1 gonehina
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3Zaza mohaky ny fampihantana azy. [2.643#210]
Ohatra  4 Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga. [2.643#6]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12