|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 godona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3État de ce qui pousse très dru, comme le riz quand il est semé en pépinière.
4« Migodona izao vare ao an-tanimbare atsimo ao izao » : le riz de la rizière du Sud a joliment poussé (Dubois).. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  5 Haizavamaniry

Teny iditra (2/3)6 godona
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8vara-datsaka. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/3)9 godoña
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11kotroka: Godoña an-tane añy tsy ba ren-dañitre (kotroka an-tany tsy mahataitra ny lanitra). [Tanala] [1.78]
Kamban-teny rehetra  12Rainingodona

Fivaditsoratra  13 dongoa, 14 godona, godoña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03