|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 godana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Malalaka, tsy tery.
4Manaram-po.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/4)8 godana
Sokajin-teny  9 Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  10for kotrana. [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)11 godana
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13taquinerie, importunité. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  14kotrana

Teny iditra (4/4)15 godana
Sokajin-teny  16 Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  17avaler sans mâcher.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  18galoka

Fivaditsoratra  19 Dagona, 20 dangoa, 21 gadoña, gadona, 22 godana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02