|
|
|
|

Teny iditra1 goavambe
Singan-teny  2goavana, 3be
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5huge, immense and good looking.
6See goay. [1.2]
7huge, enormous. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8énorme. [1.8]
Ohatra  9 Teo ankavia sy ankavanako, nisy Mainty hoditra roa lahy goavambe. [2.471#57]
10 biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny. [2.113#7]
Tovy hevitra  11goay, goaibe, goavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12