|
|
|
|

Teny iditra1 goatemaltèka
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka.
4Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra. [1.1]
Voambolana  5 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6 goatemala, 7 goatemala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02