|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 goatemaltèka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka.
4Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra. [1.1] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 6 goatemala, 7 goatemala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|