|
|
|
|

Teny iditra1 gioka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitseforana mamoaka rivotra, fivalanan-drivotra, hetotra misy tao mivoaka izay tsy tokony ho ren' ny olona.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4breaking wind downwards.
5See etotra.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  13 gioka, 14 goaky, 15 goika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19