|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 giloby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra boribory.
4Teny ampiasain' ny mpanoratra hilazana ny tany: Eto amin' itỳ gilobin-dranomaso. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a globe.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|