|
|
|
|

Teny iditra1 giazana
Fototeny  2gia
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihinina mafy: Aza giazanao toy izao ny tanako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as gaihina.. [1.2]
6to be squeezed, to be compressed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on presse, qu'on comprime. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02