|
|
|
|

Teny iditra1 gejaina
Fototeny  2geja
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fatorana mafy: Gejao ity kofehy.
5Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany.
6Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy.
7Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be grasped, to be squeezed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on serre qu'on étreint. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14gejana

Fivaditsoratra  15 gejaina, 16 igejana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12