|
|
|
|

Teny iditra1 gehina
Fototeny  2geka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha.
5Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto.
6Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained. [1.2]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12gaihina
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08