|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gehezina |
| Fototeny | 2gehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fehezina mafy tsara: Gehezo ny entana sao miboraka.
5Terena: Nogehezindra iny sy reniny hianatra izy veto nianatra. 6Tazonina, ageboka: Nogehezin' ny fanjakana ny fananany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be tied, to be bound, to be forced, to be pressed..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Qu'on serre, qu'on lie fortement, qu'on étreint, qu'on retient, qu'on contraint: Gehezin' ny zokiny ny fananany (Son aîné retient ses biens) ~ Gehezin' ny ray aman-dreny mba hianatra izy (Il est contraint par ses parents à étudier).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13ragehezina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|