|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 gatry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaram-bosotra omen' ny olona ny polisy na antilim-bohitra. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 gatry
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6Mamo, mivembena, miraingiraingy, varivariny. [1.1]
Mpanahaka  7 didy, 8 doroka, 9 jobo, 10 jofotra, 11 tafiditra

Fivaditsoratra  12 gatry, 13 Tigra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31