|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 garaba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Sobiky lehibe vita amin' ny hodikazo mahalandrary ka makarakara, fitondrana akoho na vorona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a large open wicker basket for carrying rofia, birds, etc..
[1.2] 5a large open-weave basket. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Corbeille en treillis, bourriche.
[1.3] 7grand panier. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8mankany an-garaba |
| Teny iditra (2/2) | 9 garaba |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Lavaka lalina fivoahana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a hole in the ground; a water-closet..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13latrines.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 Gabara, 15 garaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|