|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 gara
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3hoarse. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4enroué, qui a la voix rauque. [1.8]
Tovy hevitra  5gara feo
Kamban-teny rehetra  6gara feo

Teny iditra (2/2)7 gara
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Fiantsonan-dalamby: Handeha hitsena olona eny amin' ny gara izahay.
10Enti-milaza rehefa mety ho toerana fiantsonam-piara: Lehibe ny garan' aeroplanina eny Ivato. [1.1]
Voambolana  11 Fitaterana
Kamban-teny rehetra  12garam-piaramanidina
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08