|
|
|
|

Teny iditra1 galona sy lopotra : tafaray samy soa
Singan-teny  2gana, 3lopotra, 4tafaray, 5samy, 6soa
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11