|
|
|
|

Teny iditra1 Gallieni
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3 Jereo, hoy indray izy, ny fiedinedin' ny vahiny eo anatrehan' ny tompon-tany, ny fitrehatrehany sy ny fireharehany eny amin' ny arabe, ny fanitsakitsahany ny Lalàna malagasy sy ny fanivaivany ny tera-tany, manoatra noho ny tamin' ny andron' i gallieni! [2.285#]
Kamban-teny rehetra  4Gallieni Joseph

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09