|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 ga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4gloves. [1.2]
Voambolana  5 Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  6 gantanana, 7 manaoga
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)9 ga
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,
bamby. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/4)12 ga~
Sokajin-teny  13 tovona [Fitanisana]

Teny iditra (4/4)14 Ga    
Sokajin-teny  15 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  16Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  17Gallium.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  18Gant. [1.3]
Voambolana  19 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  20 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02