|
|
|
|

Teny iditra1 fôtôsentezy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fanovan'ny zavamaniry misy famaitso ny tavolo ho gliokôzy amin'ny alalan'ny hazavana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4photosynthèse. [1.13]
Voambolana  5 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12