Teny iditra | frezy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fiasana mihodinkodina manana zoro na nify maranitra entina hikaohana vy [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Fraise [1.13] | |||
Voambolana | Haitao | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | frezy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | Strawberry [3.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Fraise [3.1] | |||
Ohatra | Eo ambony latabatra, ela tsy nisy na inona na inona fony mbola fisaka ny kitapom-bola, hisavovona ny sakafo nonofinofisina : nofon-kena, akoho, saosisy, frezy, voankazo tsy an' erany
[1.369] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10 |