|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fo vato
Singan-teny  2fo, 3vato
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fo tsy mangoraka olona, fo tsy mitsetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6very stubborn.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Cœur de pierre. [1.3#177]

Teny iditra (2/2)8 fovato
Singan-teny  9fo, 10vato
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny anglisy  12an insect with a very hard covering, probably a beetle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13petit insecte très dur. [1.3#177]
Voambolana  14 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  15 fovato, fo vato

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05