|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 foto-tsarika
Singan-teny  2fototra, 3sarika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny tsiratsirak' akondro izay anaovana ny lamba atao hoe lamba sarika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(de fototra et sarika  : fibre de bananier textile appelée en français chanvre de Manille).
7Pseudo-tronc du bananier textile, Musa textilis Née.
8(Musaceae) autrefois très cultivé en Imerina.
9Il fournissait le sarika ou chanvre de Manille, fibre facile à séparer. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 foto-tsarika
Singan-teny  12fototra
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny anglisy  14[sarika, the skin of the banana stalk.] Business easily done.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15travail d'exécution facile. [Merina] [1.196]

Fivaditsoratra  16 fitakosotra, 17 foto-tsarika, 18 otritsakafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02