|
|
|
|

Teny iditra1 fototeny
Singan-teny  2fototra, 3teny
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(foto-teny) root of a word, etymology.. [1.2]
7(foto-teny) the theme or root of a word. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8la racine d'un mot. [1.8]
9radical. [1.13]
Ohatra  10 alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [2.245]
11 Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606]
Voambolana  12 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11