|
|
|
|

Teny iditra1 foto-pe
Singan-teny  2fototra, 3fe
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny faritra ambony amin' ny fe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the top of the thigh.. [1.2]
7the upper part of the thigh. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le haut de la cuisse. [1.8]
Ohatra  9 dia nihetsika mafy indray nilohalika sy ny fotope, ka Rajaofera mivady sy Iarison niaraka amiko nonitsabo ahy tany. [2.59#]
Voambolana  10 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12