|
|
|
|

Teny iditra1 fotografia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fakana sary amin' ny alalan' ny hazavana avy amin' ny zavatra alain-tsary izay miraikitra amin' ny plaky natao manokana ho amin' izany ka apetaka amin' ny taratasy ary mamoaka ilay sary ny sary azo amin' izany, ka amin' izay izy dia matetika atao hoe "sary foto": Ny fotografian' ny fianakaviana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12