|
|
|
|

Teny iditra1 fosaina
Fototeny  2fosa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, aho!.
5Lazaina ny hadisoana takona nataon' ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo vandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay vandana ivoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be backbitten, to be scandalized.. [1.2]
7to be slandered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on calomnie. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fisaona, 16 fosaina, 17 ifosana, 18 ofasañy, 19 safoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02