|
|
|
|

Teny iditra1 forosety
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitaovana madinika amin' ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon' ny tanana, ataon' ny olona koa hoe sotrorovitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a table fork. [1.2]
5a fork for eating. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6fourchette. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12