|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fontsiña |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ravinala: Rano ampontsiña, ka madio manañ'olitra (rano an-dravinala (anatiny) ka madio ihany fa misy olitra).
[Tanala]
[1.78] 4Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra. [1.1] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: hazo palma |
| Tsipelina hafa | 6fontsy |
| Fivaditsoratra | 7 fantsony, 8 fintsano, 9 fontsiña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|