|
|
|
|

Teny iditra1 fontina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fiverenana mba hamely indray.
4fahalasanana dia fiverenana eo amin' izay nialana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5root of mifontina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6action de revenir à sa première place.
7action de prendre une revanche. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  20fotina

Fivaditsoratra  21 fintano, 22 fontina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19