|
|
|
|

Teny iditra1 fonosana
Fototeny  2fono
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity.
5Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a wrapper, a cover for a book, etc.. [1.2]
7a package, a bale. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8paquet, balle. [1.8]
9enrobage. [1.13]
Ohatra  10 Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra. [2.643#]
11 Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay. [1.369#]
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fanosona, 15 fonosana, 16 nofosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02