|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fonon-tondro |
| Singan-teny | 2fono, 3tondro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fono hoditra ataon' ny mpanao kiraro amin' ny fanondrony mba tsy haharatran' ny kofehy ny tanany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[tondro, a finger.] A finger cover..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|