|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fonja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony.
[1.1] 4toeram-pigadrana. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5prison.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6énorme caisse servant de prison préventive; la prison elle-même.
[1.3#185] 7prison. [1.8, 1.13] |
| Teny iditra (2/4) | 8 fonja |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11heaviness, weightiness.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12la lourdeur, la pesanteur.
[1.3#185] 13poids, lourdeur. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17fonjam-bolamena |
| Teny iditra (3/4) | 18 fonja |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21a lump of iron ore.
[1.2] 22a lump of metal. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23fer brut.
[1.3#185] 24masse de métal. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 26 fonja |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28Miaramila atao fiandry.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29corps de réserve.
[1.2, 1.3#185] |
| Voambolana | 30 Miaramila |
| Kamban-teny rehetra | 31atao fonja |
| Fivaditsoratra | 32 fanjò, fanjo, 33 fonja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|