|
|
|
|

Teny iditra1 fola-droa
Singan-teny  2folaka, 3roa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny fitafiana lamba, izay akarina eo an-tsoroka havanana sy eo an-tsoroka havia ny lamba efa nasampina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12