|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fola-bango |
| Singan-teny | 2folaka, 3bango |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5anisan' ny bango volon' ny Ntaolo raha misaona izy.
6enti-milaza ny tsy maintsy itenenan' ny mana-manjo eo amin' ny fandevenana ny havany, indrindra raha ray aman-dreny hajaina no Lasa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7A mode of plaiting the hair on attending a funeral..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Fandram-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|