|
|
|
|

Teny iditra1 fohina
Fototeny  2foka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando.
5Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana.
6Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be inhaled; to be absorbed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fanohy, 15 fohany, 16 fohina, 17 hifona, 18 hinofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02