|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fofy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taolana lavalava kely maranitra fisoritan' ny vehivavy ny volony rehefa manao volo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4same as fiofy.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Instrument pointu en os ou en corne qui sert à séparer les cheveux,' à tracer les raies des tresses.
[1.3#177] |
| Ohatra |
6 raha miady izy, hoatra ny bainga, fa raha tsy miady, hoatra ny fofy;
[2.69#]
|
| Voambolana | 7 Fandram-bolo |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|