|
|
|
|

Teny iditra1 fofosarita
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a term of malediction. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture!. [1.3#178]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12