|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 foforina |
| Fototeny | 2fofotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana.
5Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy?. 6Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany. 7Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be blown by bellows, as the fire, etc..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé).
10qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs). 11à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne). [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 fiforona, 17 foforina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|