|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fodiavoho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fomban' akanjom-behivavy ohatra ny boritanana fa afody, izany hoe avadika aty aloha ny bokotra.
[Betsimisaraka]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: zaitra |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|