|
|
|
|

Teny iditra1 fiziriziriana
Fototeny  2ziriziry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Firidiridiana, fanaovana di-doha, fikiribibiana: Nahasosotra ny olona ny fiziriziriany teo amin' ny adihevitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12