|
|
|
|
Teny iditra
1
fizionjiona
Fototeny
2
zionjiona
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny olona mizionjiona, izany hoe tsy mandeha mahitsy fa mivily lalana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12