|
|
|
|

Teny iditra1 fizihirana
Fototeny  2zihitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera.
5Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro.
6Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12