|
|
|
|

Teny iditra1 fizenjenana
Fototeny  2zenjena
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy. [1.1]
Tovy hevitra  5fanjenjenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12