|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fizenjena |
| Fototeny | 2zenjena |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na toetran' ny olona manjenjena na mizenjena, izany hoe mandehandeha tsy misy antony.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fanjenjena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|