|
|
|
|

Teny iditra1 fizehozeho
Fototeny  2zehozeho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny olona mizehozeho, izany hoe mandeha mibaikabaika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12