|
|
|
|

Teny iditra1 fizahozahoana
Fototeny  2izahozaho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief.. [1.3#287]
6Action de se mettre en avant, prétention.. [1.5]
Ohatra  7 hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895#]
8 fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. [2.503#]

Fivaditsoratra  9 fihazohazoana, 10 fizahozahoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12