|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fizahana |
| Fototeny | 2zaha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandehanana mijery: Fizahana lanonana.
5Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny. 6Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona. 7Fanontaniana ny sikidy. 8Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Ce qu'on peut regarder, manière de regarder.
[1.3#865] 10exploration, consultation. [1.13] |
| Ohatra |
11 Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety.
[2.366#]
12 Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana; [2.1022#] |
| Kamban-teny rehetra | 13fizaham-pahasalamana mialoha ny fanambadiana |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 fihazana, 16 fizahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|