|
|
|
|

Teny iditra1 fivorovoroana
Fototeny  2vorovoro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikorontanana, fisafotofotoana, fisaritahana: Mahasosotra ny mijery itỳ fivorovoroan' ny akanjonao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12